Proverbs 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahazoana harena amin’ny lela mandainga dia fofonaina mihelina ho an’izay mitady fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rakitra azon’ny lela mandainga, dia rehareha mihelina ho an’olona mila faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay harena azo tamin’ny lainga dia etona mihelina ihany sy fandrika mahafaty.
Malagasy Bible 1865
Ny fahazoan-karena amin'ny lela mandainga Dia fofonaina mihelina ho an'izay mitady fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahazoana harena amin’ny lela mandainga dia fofonaina mihelina ho an’izay mitady fahafatesana.
malagasy
Ny fahazoan-karena amin'ny lela mandainga Dia fofonaina mihelina ho an'izay mitady fahafatesana.