Proverbs 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny herisetran’ny ratsy fanahy dia hamongotra azy satria mandà tsy hanao izay marina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatezeran’ny ratsy fanahy mampivaona azy; satria efa tsy tiany ny hanaraka ny rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny halozàn’ny olon-dratsy no mamery azy, satria tsy mety manao ny marina ireo.
Malagasy Bible 1865
Ny fitohatohan'ny ratsy fanahy hamongotra azy, Satria mandà tsy hanao izay marina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny herisetran’ny ratsy fanahy dia hamongotra azy satria mandà tsy hanao izay marina izy.
malagasy
Ny fitohatohan'ny ratsy fanahy hamongotra azy, Satria mandà tsy hanao izay marina izy.