Proverbs 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miolikolika ny lalan’ny mavesa-keloka, fa mahitsy ny asan’ny madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miolikolika ny lalan’ny olo-meloka, fa ny tsy manan-tsiny kosa dia mahitsy amin’ny asany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miolikolika ny lalan’ny olo-meloka; fa mahitsy kosa ny asan’ny madio fo.
Malagasy Bible 1865
Miolikolika ny lalan'ny mavesa-keloka; Fa mahitsy ny ataon'ny madio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miolikolika ny lalan’ny mavesa-keloka, fa mahitsy ny asan’ny madio.
malagasy
Miolikolika ny lalan'ny mavesa-keloka; Fa mahitsy ny ataon'ny madio.