Proverbs 22:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay tia fahadiovam-po dia milaza soa ny molony sady sakaizan’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tia ny fahadiovam-po sy mahafinaritra ny tenin’ny molony, dia ho sakaizan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay te ho sakaizan’ny mpanjaka dia handala eritreritra madio sy fiteny mahatehotia.
Malagasy Bible 1865
Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay tia fahadiovam-po dia milaza soa ny molony sady sakaizan’ny mpanjaka izy.
malagasy
Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan'ny mpanjaka izy.