Proverbs 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mason’NY TOMPO dia miaro ny fahalalana, fa ny tenin’ny mpivadika asafotofotony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaro ny fahaizana ny mason’i Iaveh, fa mamaky betroka ny tenin’ny olon-dratsy kosa izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO miahy sy miaro ny tena fahalalana, fa mamaky bantsilana kosa ireo tenin’ny mpamadika.
Malagasy Bible 1865
Ny mason'i Jehovah miaro ny manam-pahalalana; Fa ny tenin'ny mpivadika dia foanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mason’NY TOMPO dia miaro ny fahalalana, fa ny tenin’ny mpivadika asafotofotony.
malagasy
Ny mason'i Jehovah miaro ny manam-pahalalana; Fa ny tenin'ny mpivadika dia foanany.