Proverbs 22:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny kamo: Misy liona any ivelany any; ho faty ao an-dalambe ao aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny kamo: «Misy liona any ivelany! Ho vonoin-ko faty eny an-kianja eny aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny kamo hoe: «Misy liona ao ivelany ao; ka mety ho fatiny aho, raha eny an-dalambe.»
Malagasy Bible 1865
Hoy ny malaina: Misy liona any ivelany; Ho fatin'ny sasany any an-dalambe aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny kamo: Misy liona any ivelany any; ho faty ao an-dalambe ao aho!
malagasy
Hoy ny malaina: Misy liona any ivelany; Ho fatin'ny sasany any an-dalambe aho.