Proverbs 22:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; izay tezeran’NY TOMPO no ho latsaka ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavaka lalina ny vavan’ny vehivavy an’olon-kafa; izay mahatezitra an’i Iaveh ho latsaka ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tevana lalina ny tenin’ny vehivavy vadin’olona, ka izay voaozon’ny TOMPO no hianjera ao.
Malagasy Bible 1865
Ny vavan'ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; Izay voaozon'i Jehovah no ho latsaka ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; izay tezeran’NY TOMPO no ho latsaka ao.
malagasy
Ny vavan'ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; Izay voaozon'i Jehovah no ho latsaka ao.[Heb. vehivavy tsy vadiny]