Proverbs 22:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atongilano ny sofinao ka henoy ny tenin’ny hendry ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandria sofina ka henoy ny tenin’ireo hendry, manombena saina amin’ny fampianarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atongilano ny sofinao ka henoy ny tenin’ny hendry ary aoka hotandremanao ny traikefa ananany.
Malagasy Bible 1865
Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin'ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atongilano ny sofinao ka henoy ny tenin’ny hendry ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao.
malagasy
[Ohabolana ny amin'ny fahamarinana sy ny fitondran-tenan'ny hendry] Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin'ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;