Proverbs 22:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao anatinao izany, koa aoka samy ho vonona eo amin’ny molotrao izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa zava-mahafinaritra izany raha tany tahirizinao ao anatinao; aoka hipetraka eo amin’ny molotrao avokoa izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho hafinaretanao ny fitahirizana izany ao am-po; ary aoka izy tsy hiala eo amin’ny molotrao.
Malagasy Bible 1865
Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao an-kibonao izany, Koa aoka samy ho eo amin'ny molotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao anatinao izany, koa aoka samy ho vonona eo amin’ny molotrao izy rehetra.
malagasy
Fa mahafinaritra raha voatahirinao ao an-kibonao izany, Koa aoka samy ho eo amin'ny molotrao.