Proverbs 22:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao dia ianao no nampahafantariko izany mba hitokianao amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hianteheran’ny fitokianao amin’i Iaveh, dia ianao no tiako hotoroana izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hanananao fitokiana ny TOMPO no ampahafantarako izany aminao anio.
Malagasy Bible 1865
Hianao dia ianao no nampahafantariko izany, Mba hitokianao amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao dia ianao no nampahafantariko izany mba hitokianao amin’NY TOMPO.
malagasy
Hianao dia ianao no nampahafantariko izany, Mba hitokianao amin'i Jehovah.