Proverbs 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampahafantarako anao ny fahamarinan’ny teny mahatoky sy hahazoanao ny teny holazaina amin’izay naniraka anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hampianarana anao ny mahamarina ny zavatra fantatra tsara, hahazoanao mamaly teny marina an’izay maniraka anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hahafantaranao fa mitombina ireo fampianarana azo antoka ireo sy hanaovanao koa tatitra azo antoka amin’izay olona naniraka anao.
Malagasy Bible 1865
Mba hampahafantariko ny fahamarinan'ny teny mahatoky ianao, Sy hahazoanao teny holazaina amin'izay naniraka anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampahafantarako anao ny fahamarinan’ny teny mahatoky sy hahazoanao ny teny holazaina amin’izay naniraka anao?
malagasy
Mba hampahafantariko ny fahamarinan'ny teny mahatoky ianao, Sy hahazoanao teny holazaina amin'izay naniraka anao?