Proverbs 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO anie ka hisolo vava azy amin’ny adiny ary hamongotra ny ain’izay mamongotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh hiaro azy ireny amin’ny adiny; sy hanala aina an’izay nanendaka an’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny TOMPO hiaro azy amin’ny adiny, ka hipaoka ny ain’ireo nipaoka ny fananany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin'ny adiny. Ary hanimba ny ain'izay manimba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO anie ka hisolo vava azy amin’ny adiny ary hamongotra ny ain’izay mamongotra azy.
malagasy
Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin'ny adiny. Ary hanimba ny ain'izay manimba azy.