Proverbs 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misakaiza amin’ny olona mora tezitra ary aza miara-dia amin’ny olona saro-po,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mikambakambana amin’izay olona foizina, na miarakaraka amin’izay olona masiaka:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mety ho sakaizan’ny olona mora tezitra ary aza miaraka amin’ny olona saro-po,
Malagasy Bible 1865
Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin'ny olona foizina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misakaiza amin’ny olona mora tezitra ary aza miara-dia amin’ny olona saro-po,
malagasy
Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin'ny olona foizina,