Proverbs 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao hianatra ny fanaony ianao ka hahazo fandrika ho an’ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao mianatra ny lalany ianao, ka manomana fandrika ho an’ny fanahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fandrao hianatra ny fanaony ianao ka ho voasingotra hatramin’ny ainao.
Malagasy Bible 1865
Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an'ny ainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao hianatra ny fanaony ianao ka hahazo fandrika ho an’ny ainao.
malagasy
Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an'ny ainao.