Proverbs 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manakisaka ny fanamarihana ny zaratany efa teo hatry ny ela ary efa natsangan’ny razanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mamindra ny faritany fahataloha, izay efa naorin’ireo razanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mba mamindra ny baorina tranainy izay napetraky ny razanao ho faritry ny saha.
Malagasy Bible 1865
Aza manakisaka ny fari-tany ela, Izay naorin'ny razanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manakisaka ny fanamarihana ny zaratany efa teo hatry ny ela ary efa natsangan’ny razanao.
malagasy
Aza manakisaka ny fari-tany ela, Izay naorin'ny razanao.Mahita olona mailaka amin'ny raharahany va ianao? Eo anatrehan'ny mpanjaka no hitsanganany, Fa tsy hitsangana eo anatrehan'ny olona ambany izy.