Proverbs 22:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahita olona kinga amin’ny raharahany va ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no hijoroany, fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olona ambany toerana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita olona mailaka amin’ny raharahany va ianao? Ho eo anilan’ny mpanjaka no honenany, fa tsy mba hifanila fonenana amin’ny olona ambany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo io olona manao tsara ny asany io: ho afa-miasa eo anatrehan’ny mpanjaka izy toy izay ho mpiasa tsy misy mpahalala.
Malagasy Bible 1865
Mahita olona mailaka amin'ny raharahany va ianao? Eo anatrehan'ny mpanjaka no hitsanganany, Fa tsy hitsangana eo anatrehan'ny olona ambany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahita olona kinga amin’ny raharahany va ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no hijoroany, fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olona ambany toerana izy.
malagasy
Mahita olona mailaka amin'ny raharahany va ianao? Eo anatrehan'ny mpanjaka no hitsanganany, Fa tsy hitsangana eo anatrehan'ny olona ambany izy.