Proverbs 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny valin’ny fanetren-tena sy ny fahatahorana NY TOMPO dia harena sy voninahitra ary fiainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vokatry ny fanetren-tena, dia ny fahatahorana an’i Iaveh; harena amam-boninahitra ary fiainana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fanajana ny TOMPO dia harena sy voninahitra ary fiainana.
Malagasy Bible 1865
Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny valin’ny fanetren-tena sy ny fahatahorana NY TOMPO dia harena sy voninahitra ary fiainana.
malagasy
Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana.