Proverbs 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsilo sy fandrika no amin’ny lalan’ny maditra, fa izay te hiaro ny ainy dia manalavitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsilo amam-pandrika no eny amin’ny lalan’ny ratsy fanahy, fa izay miaro ny fanahiny kosa manalavitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno tsilo sy fandrika ny lalan’ny ratsy fanahy; koa izay te hiaro ny ainy dia manalavitra izany.
Malagasy Bible 1865
Tsilo sy fandrika no amin'ny alehan'ny maditra; Fa izay te-hiaro ny ainy dia manalavitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsilo sy fandrika no amin’ny lalan’ny maditra, fa izay te hiaro ny ainy dia manalavitra izany.
malagasy
Tsilo sy fandrika no amin'ny alehan'ny maditra; Fa izay te-hiaro ny ainy dia manalavitra izany.