Proverbs 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanankarena dia mifehy ny mahantra ary izay misambotra dia mpanompon’ny mampisambotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manan-karena manapaka ny mahantra; ary ny misambotra, mpanompon’ny mpampisambotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanankarena manapaka ny mahantra, ary izay misambotra dia andevon’ny mpampisambotra.
Malagasy Bible 1865
Ny manan-karena dia manapaka ny malahelo, Ary izay misambotra dia mpanompon'ny mampisambotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanankarena dia mifehy ny mahantra ary izay misambotra dia mpanompon’ny mampisambotra.
malagasy
Ny manan-karena dia manapaka ny malahelo, Ary izay misambotra dia mpanompon'ny mampisambotra.