Proverbs 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana ary ho levona ny tsorakazon’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mamafy heloka, hijinja fahoriana, ary ho foana ny tsora-kazon’ny fahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mamafy tsy fahamarinana dia hijinja fahoriana, fa ho levona ny fitaovam-pamoretany.
Malagasy Bible 1865
Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana, Ary ho levona ny tsorakazon'ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana ary ho levona ny tsorakazon’ny fahatezerany.
malagasy
Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana, Ary ho levona ny tsorakazon'ny fahatezerany.