Proverbs 23:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mipetraka hiara-komana amin’ny mpanapaka ianao dia hevero tsara izay eo anoloanao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tafaray latabatra amin’ny lehibe ianao, dia hevero tsara izay eo anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miara-misakafo amin’ny manampahefana ianao, dia diniho tsara izay olona eo anoloanao.
Malagasy Bible 1865
Raha mipetraka hiara-komana amin'ny mpanapaka ianao, Dia hevero tsara izay eo anatrehanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mipetraka hiara-komana amin’ny mpanapaka ianao dia hevero tsara izay eo anoloanao
malagasy
Raha mipetraka hiara-komana amin'ny mpanapaka ianao, Dia hevero tsara izay eo anatrehanao,[Na: anoloanao]