Proverbs 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manakisaka ny fanamarihana zaratany efa teo hatry ny ela, ary aza miditra ao amin’ny sahan’ny kamboty,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mamindra ny faritany fahataloha; ary aza mitsofoka amin’ny sahan’ny kamboty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mba mamindra ny baorina tranainy ary aza maka amin’ny tanin’ny kamboty,
Malagasy Bible 1865
Aza manakisaka ny fari-tany ela, Ary aza manitatra mankamin 'ny sahan'ny kamboty;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manakisaka ny fanamarihana zaratany efa teo hatry ny ela, ary aza miditra ao amin’ny sahan’ny kamboty,
malagasy
Aza manakisaka ny fari-tany ela, Ary aza manitatra mankamin'ny sahan'ny kamboty;[Heb. miditra amin']