Proverbs 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ny adiny aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mahery ny mpamaly ho azy, dia hiaro azy amin’ny adiny aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa mahery tokoa ilay mpiaro azy ka hisahana ny adiny aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin'ny adiny aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ny adiny aminao.
malagasy
Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin'ny adiny aminao.