Proverbs 23:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra mananatra ny zanaka, fa tsy ho faty izy tsy akory na dia kapohinao amin’ny hazo aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mitsitsy famaizana aman-janaka, fa tsy dia hahafaty azy akory raha kapohinao amin’ny tsora-kazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza misalasala manafay ny zanakao, fa tsy ho faty izy akory raha kapohinao.
Malagasy Bible 1865
Aza tsy manafay zanaka, Fa tsy dia ho faty izy tsy akory na dia asianao ny hazo aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra mananatra ny zanaka, fa tsy ho faty izy tsy akory na dia kapohinao amin’ny hazo aza.
malagasy
Aza tsy manafay zanaka, Fa tsy dia ho faty izy tsy akory na dia asianao ny hazo aza; [Na: Fa tsy ho faty izy, raha asianao ny hazo]