Proverbs 23:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mamely azy amin’ny hazo ianao dia ho voavonjinao tsy ho any amin’ny fitoeran’ny maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mikapoka azy amin’ny tsora-kazo, no anafahanao ny fanahiny amin’ny Seoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mikapoka azy ianao, dia ny fanahiny no ho voavonjinao tsy ho any amin’ny toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Raha mamely azy amin'ny hazo ianao, Dia ho voavonjinao tsy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mamely azy amin’ny hazo ianao dia ho voavonjinao tsy ho any amin’ny fitoeran’ny maty* izy.
malagasy
Raha mamely azy amin'ny hazo ianao, Dia ho voavonjinao tsy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny.[Heb. Sheola]