Proverbs 23:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, raha hendry ny fonao dia ho faly koa ny foko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, raha hendry ny fonao, izaho koa, dia hifaly ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, raha hendry ny fonao, dia ho faly koa ny foko.
Malagasy Bible 1865
Anaka, raha hendry ny fonao,Dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, raha hendry ny fonao dia ho faly koa ny foko;
malagasy
Anaka, raha hendry ny fonao,Dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;