Proverbs 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, ho ravoravo ato anatiko tokoa aho raha milaza izay mahitsy ny molotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hientan-kafaliana ny kiboko, raha miteny izay marina ny molotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tretrika tokoa aho, raha amim-pahitsiana no hitenenanao.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho ravoravo ny fanahiko, Raha miteny marina ny molotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, ho ravoravo ato anatiko tokoa aho raha milaza izay mahitsy ny molotrao.
malagasy
Eny, ho ravoravo ny fanahiko, Raha miteny marina ny molotrao.[Heb. voako]