Proverbs 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao, fa matahora NY TOMPO mandritra ny andro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao, fa hitoetra mandrakariva amin’ny fahatahorana an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mialona ny mpanota, fa manajà ny TOMPO hatrany
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an'i Jehovah mandritra ny andro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao, fa matahora NY TOMPO mandritra ny andro;
malagasy
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an'i Jehovah mandritra ny andro;