Proverbs 23:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ianao, anaka, ka hendre ary ampizory amin’ny lala-mahitsy ny fonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa, anaka, ka hendre; ampizory amin’ny lala-mahitsy ny fonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa ahy, anaka, ary hendre; ka mizora amin’ny lala-mahitsy.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin'ny lalana ny fonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ianao, anaka, ka hendre ary ampizory amin’ny lala-mahitsy ny fonao.
malagasy
Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin'ny lalana ny fonao.