Proverbs 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misakaiza amin’izay mpiboboka divay sy izay fatra-pitia hena;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mba anisan’ny mpiboboka divay, na eo amin’izay fatra-piletra hena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mikambana amin’ny mpimamo divay na ny mpiletra hena.
Malagasy Bible 1865
Aza misakaiza amin'izay mpiboboka divay Sy izay fatra-pitia hena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misakaiza amin’izay mpiboboka divay sy izay fatra-pitia hena;
malagasy
Aza misakaiza amin'izay mpiboboka divay Sy izay fatra-pitia hena;