Proverbs 23:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maneke ny rainao izay niteraka anao ary aza manamavo ny reninao na dia efa antitra aza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maneke ny rainao, izy izay niteraka anao; ary aza manamavo an-dreninao, saingy efa antitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa ny rainao izay niteraka anao; ary aza manamavo ny reninao efa antitra.
Malagasy Bible 1865
Maneke ny rainao izay niteraka anao. Ary aza manamavo ny reninao, saingy efa antitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maneke ny rainao izay niteraka anao ary aza manamavo ny reninao na dia efa antitra aza izy.
malagasy
Maneke ny rainao izay niteraka anao. Ary aza manamavo ny reninao, saingy efa antitra izy.