Proverbs 23:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno fifaliana ny rain’ny olo-marina ary izay miteraka zaza hendry dia manam-pifaliana aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ravoravo ny rain’ny marina; izay miteraka ny hendry dia ho faly amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ray niteraka olo-marina sy hendry; dia hibita-karavoana sy hifaly aminy;
Malagasy Bible 1865
Hifaly dia hifaly ny rain'ny marina, Ary izay miteraka zaza hendry hanampifaliana aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno fifaliana ny rain’ny olo-marina ary izay miteraka zaza hendry dia manam-pifaliana aminy!
malagasy
Hifaly dia hifaly ny rain'ny marina, Ary izay miteraka zaza hendry hanampifaliana aminy.