Proverbs 23:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho faly ny rainao sy ny reninao; eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hifaly ny ray aman-dreninao; aoka hiravoravo ny reninao niteraka anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
omeo ny rainao sy ny reninao izany fifaliana izany; eny, aoka hibita-karavoana ilay reny niteraka anao.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho faly ny rainao sy ny reninao, Eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho faly ny rainao sy ny reninao; eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao!
malagasy
Aoka ho faly ny rainao sy ny reninao, Eny, aoka ho ravoravo ny reninao izay niteraka anao.