Proverbs 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vehivavy janga dia hady lalina ary ny vehivavy jejo dia lava-drano ety;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa lavaka lalina, ny akangavavy, ary lavaka famorian-drano ety, ny an’olon-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mampidi-doza toy ny hady lalina ny mpivarotena ary toy ny lava-pantsakana ety ny vehivavy vadin’olona;
Malagasy Bible 1865
Fa ny vehivavy jejo dia hady lalina, Ary ny vahiny janga lavaka etỳ;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vehivavy janga dia hady lalina ary ny vehivavy jejo dia lava-drano ety;
malagasy
Fa ny vehivavy jejo dia hady lalina, Ary ny vahiny janga lavaka etỳ; [Heb. vehivavy tsy vadiny]