Proverbs 23:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’izay mandany andro eo amin’ny divay, eny, an’izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho amin’ireo mijanonjanona ela amin’ny divay; ho an’ireo mandeha manandrana divay miharo zava-manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’izay mitaraikiraiky amin’ny divay sy ho an’izay tsy mitsaha-manandrana fisotro mifangaro misy alikaola.
Malagasy Bible 1865
An'izay mikikitra amin'ny divay, Eny, an'izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’izay mandany andro eo amin’ny divay, eny, an’izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra.
malagasy
An'izay mikikitra amin'ny divay, Eny, an'izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra.