Proverbs 23:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mijery ny divay noho ny hamenany, sy ny fanganohanony ao anaty vera, ary ny fikoriany mahafinaritra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mijery ny divay: He izany hamenany, izany famirapirany eo amin’ny kopy, izany fikararànany mora loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mijery ny divay mena izay manganohano ao anaty kaopy. Hikoriana moramora ao an-tendanao izy,
Malagasy Bible 1865
Aza mijery ny divay noho ny hamenany Sy ny fanganohanony eo anaty gilasy Ary ny fikoriany mahafinaritra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mijery ny divay noho ny hamenany, sy ny fanganohanony ao anaty vera, ary ny fikoriany mahafinaritra;
malagasy
Aza mijery ny divay noho ny hamenany Sy ny fanganohanony eo anaty gilasy Ary ny fikoriany mahafinaritra;[Heb. kapoaka]