Proverbs 23:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa any aoriana any dia hanaikitra toy ny bibilava izy ary hanindrona toy ny menarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hanaikitra toy ny bibilava izy amin’ny farany, ary hanindrona toy ny menarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa amin’ny farany hanaikitra toy ny bibilava ary hanindrona toy ny menarana misy poizina.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny farany dia hanaikitra toy ny bibilava izy Ary hanindrona toy ny menarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa any aoriana any dia hanaikitra toy ny bibilava izy ary hanindrona toy ny menarana.
malagasy
Fa amin'ny farany dia hanaikitra toy ny bibilava izy Ary hanindrona toy ny menarana.