Proverbs 23:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo ary ny fonao hirediredy foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho any amin’ny vehivavy an’olon-kafa ny masonao, ary hanao resaka ratsy ny fonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahita zavatra hafahafa ny masonao; ary resaka mifanjevo no avoakan’ny eritreritrao.
Malagasy Bible 1865
Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo, Ary ny fonao hieritreri-dratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo ary ny fonao hirediredy foana.
malagasy
Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo, Ary ny fonao hieritreri-dratsy.[Heb. vehivavy tsy vadiny][Na: Ny masonao hahita zavatra hafahafa, Ary ny fonao hirediredy foana]