Proverbs 23:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ho sahala amin’izay mandry ao anaty ranomasina ianao sady ho tahaka izay mandry eo an-tendron’ny andrin-tsambo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanahaka ny olona mandry eo afovoan’ny ranomasina, ianao; na ny olona matory eo an-tampon’ny andrin-tsambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihevi-tena ho any afovoan’ny ranomasina ianao ka ho toy izay mandry eny an-tampon’ny lain-tsambo.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho sahala amin'izay mandry ao amin'ny ranomasina ianao Sady ho tahaka izay mandry eo an-tendron'ny andrin-tsambo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ho sahala amin’izay mandry ao anaty ranomasina ianao sady ho tahaka izay mandry eo an-tendron’ny andrin-tsambo.
malagasy
Eny, ho sahala amin'izay mandry ao amin'ny ranomasina ianao Sady ho tahaka izay mandry eo an-tendron'ny andrin-tsambo.Nokapohiny aho, hoy ianao, fa tsy reko naharary ahy, Nandalasiny aho, fa tsy tsaroako; Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako azy indray?