Proverbs 23:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voakapoka aho, hoy ianao, nefa tsy reko naharary ahy! Voadaroka aho, nefa tsy tsaroako izany! Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako divay indray?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nokapohiny aho, hoy ianao, fa tsy mahatsiaro maharary; nandalasiny aho... fa tsy mahare na inona na inona!... Rahoviana aho no hifoha?... Mbola ilaiko ihany izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ianao anakampo hoe: «Nisy nikapoka aho nefa tsy naharary! Nisy nively aho nefa tsy tsaroako akory! Raha vantany vao taitra ange aho, dia hangataka hisotro indray!»
Malagasy Bible 1865
Nokapohiny aho, hoy ianao, fa tsy reko naharary ahy, Nandalasiny aho, fa tsy tsaroako; Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako azy indray?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voakapoka aho, hoy ianao, nefa tsy reko naharary ahy! Voadaroka aho, nefa tsy tsaroako izany! Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako divay indray?
malagasy
Nokapohiny aho, hoy ianao, fa tsy reko naharary ahy, Nandalasiny aho, fa tsy tsaroako; Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako azy indray?