Proverbs 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manasa-tena hanankarena; aza entina amin’izany ny fahendrenao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza miferinaina ho tonga mpanan-karena, fadio ny mandà ny ron-doha amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza misahirana hangoron-karena ary aza miana-kendry amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Aza manasa-tena hanan-karena, Aza entina amin'izany ny fahendrenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manasa-tena hanankarena; aza entina amin’izany ny fahendrenao.
malagasy
Aza manasa-tena hanan-karena, Aza entina amin'izany ny fahendrenao.