Proverbs 23:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanarahanao ny harena va ny masonao nefa tsy eo intsony izy? Fa maniry elatra tokoa izy ka manidina toy ny voromahery ho eny amin’ny lanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te hanara-maso izay zava-mandalo va ianao? fa maniry elatra ny harena, ka misidina ho eny an-danitra, toy ny voromahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho hitanao akory ny fahalaniany, satria toy ny manana elatra izy ka manidina toa voromahery eny an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Moa hampanarahinao azy va ny masonao, nefa tsy ao intsony izy? Fa maniry elatra tokoa izy Ka manidina toy ny voromahery ho eny amin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanarahanao ny harena va ny masonao nefa tsy eo intsony izy? Fa maniry elatra tokoa izy ka manidina toy ny voromahery ho eny amin’ny lanitra!
malagasy
Moa hampanarahinao azy va ny masonao, nefa tsy ao intsony izy? Fa maniry elatra tokoa izy Ka manidina toy ny voromahery ho eny amin'ny lanitra.