Proverbs 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza homana ny mofon’izay ratsy fijery ary aza mitsiriritra ny hanim-piny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihinana ny mofon’ny mpialona, ary aza mitsiriritra izay hanim-piny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miara-komana amin’ny kahihitra ary aza mitsiriritra ny hanim-piny;
Malagasy Bible 1865
Aza homana ny mofon'izay ratsy fijery, Ary aza mitsiriritra ny hanim-piny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza homana ny mofon’izay ratsy fijery ary aza mitsiriritra ny hanim-piny;
malagasy
Aza homana ny mofon'izay ratsy fijery, Ary aza mitsiriritra ny hanim-piny;