Proverbs 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay sombiny kely voatelinao aza dia mbola haloanao ka ho very foana ny teny mahafinaritra nataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haloanao izay sombiny voatelinao; ary ho very maina ny teny soa nataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haloanao aza izay mba nohaninao ary ho very maina ny teny mamy nataonao.
Malagasy Bible 1865
Izay sombiny kely voatelinao aza dia mbola haloanao, Ka ho very foana ny teny mahafinaritra nataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay sombiny kely voatelinao aza dia mbola haloanao ka ho very foana ny teny mahafinaritra nataonao.
malagasy
Izay sombiny kely voatelinao aza dia mbola haloanao, Ka ho very foana ny teny mahafinaritra nataonao.