Proverbs 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza miteny ao an-tsofin’ny adala, fa hohamavoiny foana ny fahendren’ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mba miteny hohenoin’ny adala, fa hohamavoiny foana, ny fahendren’ny lahateninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miteny eo an-tsofin’ny olona adala fa tsy horaharahainy akory ny tenim-pahendrenao.
Malagasy Bible 1865
Aza miteny amin' ny adala;Fa hohamavoiny foana ny fahendren'ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza miteny ao an-tsofin’ny adala, fa hohamavoiny foana ny fahendren’ny teninao.
malagasy
Aza miteny amin'91 ny adala;Fa hohamavoiny foana ny fahendren'ny teninao.[Heb. an-tsofin']