Proverbs 24:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, homàna tantely fa tsara izany! Homàna koa toho-tantely fa ho mamy amin’ny lanilaninao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, mihinàna tantely fa tsara izany, ho mamy eo am-bavanao ny takela-tantely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, mihinàna tantely fa tsara izany; ary ho mamy am-bavanao ny tohony.
Malagasy Bible 1865
Anaka, homàna tantely, fa tsara izany, Ary ny toho-tantely, fa ho mamy eo am-bavanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, homàna tantely fa tsara izany! Homàna koa toho-tantely fa ho mamy amin’ny lanilaninao izany.
malagasy
Anaka, homàna tantely, fa tsara izany, Ary ny toho-tantely, fa ho mamy eo am-bavanao;[Heb.lanilaninao]