Proverbs 24:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany, fa ny ratsy fanahy kosa dia solafaka raha azom-pahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny marina, lavo impito, nefa tafarina ihany; ny ratsy fanahy kosa avarina amin’ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria mety lavo impito ny olo-marina, kanefa tafarina ihany, fa ny olon-dratsy kosa mianjera rehefa injay idiran-doza.
Malagasy Bible 1865
Fa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany, fa ny ratsy fanahy kosa dia solafaka raha azom-pahoriana.
malagasy
Fa potraka im-pito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana.[Na: ka idiran-doza]