Proverbs 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hisy fanantenana ho an’ny ratsy; eny, ho faty ny jiron’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy manan-kiafarana ny manao ratsy, ary ho faty ny jiron’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy mba manana hoavy handrandraina ireo ary ho faty toy ny jiro mitsilopy ny fiainany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hisy fanantenana ho an'ny ratsy; Eny, ho faty ny jiron'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hisy fanantenana ho an’ny ratsy; eny, ho faty ny jiron’ny ratsy fanahy.
malagasy
Fa tsy hisy fanantenana ho an'ny ratsy; Eny, ho faty ny jiron'ny ratsy fanahy.[Heb. farany]