Proverbs 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, matahora NY TOMPO sy ny mpanjaka ary aza mikambana amin’izay mpanovaova zavatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, matahora an’i Iaveh sy ny mpanjaka, ary aza mba miharoharo amin’ny olona mpanakorontana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, manajà ny TOMPO ary koa ny mpanjaka; aza ikambananao ireo mitady hikomy aminy.
Malagasy Bible 1865
Anaka, matahora an'i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin'izay miovaova;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, matahora NY TOMPO sy ny mpanjaka ary aza mikambana amin’izay mpanovaova zavatra.
malagasy
Anaka, matahora an'i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin'izay miovaova;[Na: hafa saina noho izany]