Proverbs 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho tampoka no hitrangan’izay hanjo ireny; ary iza no mahalala izay loza hanjo azy roa tonta?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hidona tampoka ny lozan’ireny, ary iza moa no mahalala izay hanjò azy isany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hanjò azy tampoka ny antambo; ary iza no mahalala izay loza hataon’ny Tompo sy ny mpanjaka aminy?
Malagasy Bible 1865
Fa ho tampoka no hitrangan'izay hanjo ireny; Ary iza no mahalala izay loza hiseho amin'ny androny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho tampoka no hitrangan’izay hanjo ireny; ary iza no mahalala izay loza hanjo azy roa tonta?
malagasy
Fa ho tampoka no hitrangan'izay hanjo ireny; Ary iza no mahalala izay loza hiseho amin'ny androny? [Heb. taonany]